Maniry Anao ny foko
Mangetaheta Anao
Fa mila Anao Jesoa ny fiainako
Midira, hamasino aho
Refrain : Vohaiko ho Anao ny foko
Mandrosoa Jesosy ô!
Mangetaheta ny honenanao
Ato amiko aho
Fa mila Anao aho
Tia Anao aho Jesosy ô
Arotsahy ny afon'ny Fanahy
Hameno ahy
Fa androany aho manokatra ny foko
Hidiranao Jesoa