Ampy izay (Official Music Video)


Le clip vidéo officiel de « Ampy izay » par R. Mialy. Ecouter et télécharger la musique. Crédits :
  • Production vidéo par Andry Ny Aina Rabearisoa
  • Production musicale par Manoa Ratefiarison
  • Prise de son et traitement vocaux par MS Record
  • Composition et paroles par Mialy Ratefiarison

Paroles

Raha jereko ny lasako
Raha dinihako ny tany aloha
dia toa tsy mendrika aho

F'ankehitriny tsapako tokoa
fa Ianao ilay mpamindra fo
Tsy te hitodika intsony aho
fa ho any Aminao

Refrain : Ampy izay
Ireo ditra fanao hatrizay
Ireo ota tsy naha-mendrika ahy
Fa hiova e, fa hiova ho Anao e
Hiova ho Anao

Pont : Fa ampy izay
ireo hadalana taloha
Hiverina aho ho Aminao